|
1. |
|
Ireo
fanomezampahasoavana
miasa ao amin'ny
Fiangonana |
Added: January
28, 2009
Category: Sermon
Country:
Madagascar
>
More Info
Ireo
fanomezampahasoavana
miasa ao amin'ny
Fiangonana,
Pasitera Razafimanantsoa
Edmond (Tonia FFPM) |
|
|
|
| |
| |
|
2. |
|
Jaona 20. 21 - 23,
Pasitera Randrianirina
Dieudonné |
Added: January
28, 2009
Category: Sermon
Country:
Madagascar
Jaona 20. 21 - 23, Pasitera Randrianirina
Dieudonné
>
Jaona 20. 21 - 23
21 Ary hoy indray
Jesosy taminy:
Fiadanana ho anareo;
tahaka ny
nanirahan'ny Ray Ahy
no anirahako anareo
kosa. 22 Ary rehefa
nilaza izany Izy,
dia nanisy fofonaina,
ka hoy Izy taminy:
Raiso ny Fanahy
Masina; 23 na
helok'iza na
helok'iza no
avelanareo, dia
voavela izany; ary
na an'iza na an'iza
kosa no tsy
avelanareo, dia tsy
voavela izany. |
|
|
|
| |
| |
|
3. |
|
Mana Isan'andro,
1Korintiana 4. 14 - 21 |
Added: November
01, 2008
Category: Sermon
Country:
Madagascar
>
1 Korintiana 4. 14 -21
14 Tsy ny
hahamenatra anareo
anefa no anoratako
izany zavatra izany,
fa mananatra anareo
toy ny zanako
malalako aho. 15 Fa
na dia manana
mpampianatra iray
alina ao amin'i
Kristy aza hianareo,
dia tsy maro ray
hianareo; fa izaho
no niteraka anareo
ao amin'i Kristy
Jesosy tamin'ny
filazantsara. 16 Koa
mananatra anareo aho:
manahafa ahy
hianareo. 17 Ary
noho izany dia
nirahiko ho any
aminareo Timoty,
zanako malalako sy
mahatoky ao amin'ny
Tompo, ka izy no
hampahatsiaro anareo
ny fanaoko ao amin'i
Kristy, tahaka ny
ampianariko ao
amin'ny fiangonana
rehetra eny tontolo
eny. -- 18 Fa ny sasany
mirehareha hoatra
ilay tsy mikasa ho
avy any aminareo iny
aho. 19 Fa ho avy
any aminareo
faingana aho, raha
sitrapon'ny Tompo,
dia ho fantatro izay
herin'ireo
mpirehareha ireo, fa
tsy ny fiteniny. 20
Fa ny
fanjakan'Andriamanitra
tsy amin'ny teny, fa
amin'ny hery. 21
Inona ary no
tianareo? Ho avy
aminareo mitondra
tsorakazo va aho, sa
amin'ny fitiavana sy
ny fahalemem-panahy? |
|
|
|
| |
| |
|
4. |
|
Mana Isan'andro,
Asan'ny Apostoly 9. 23 -
31 |
Added: November
01, 2008
Category: Sermon
Country:
Madagascar
>
Asan'ny Apostoly 9. 23 -31
23 Ary rehefa afaka
andro maromaro, dia
nihendry hamono azy
ny Jiosy; 24 nefa
fantatr'i Saoly ny
fihendreny. Ary izy
ireo niambina ny
vavahady andro
aman-alina hamonoany
azy. 25 Fa ny
mpianany naka azy
nony alina ka
nampidina azy
tamin'ny sobiky avy
eo amin'ny mànda. 26
Ary rehefa tonga
tany Jerosalema
Saoly, dia nitady
hiray tamin'ny
mpianatra; fa izy
rehetra natahotra
azy ka tsy nino azy
ho mpianatra. 27 Fa
Barnabasy naka azy
ka nitondra azy ho
any amin'ny Apostoly,
dia nanambara taminy
ny nahitany ny Tompo
sy ny nitenenany
taminy teny an-dàlana
ary ny fahasahiany
nitory ny anaran'i
Jesosy tany
Damaskosy. 28 Ary
izy niara-niditra sy
nivoaka tamin'ireo
tany Jerosalema, 29
sady nitory tamin'ny
anaran'ny Tompo
tamin'ny fahasahiana
ary niresaka sy
niady hevitra
tamin'ny Helenista;
fa ireo nitady
hahafaty azy. 30 Ary
rehefa fantatry ny
rahalahy izany, dia
nentiny nidina
nankany Kaisaria izy
ka nampandehaniny ho
any Tarsosy. 31 Dia
nanam-piadanana ny
fiangonana eran'i
Jodia sy Galilia ary
ny Samaria rehetra,
sady nandroso tsara
sy nandeha tamin'ny
fahatahorana ny
Tompo sy ny
famporisihan'ny
Fanahy ka nihamaro. |
|
|
|
| |
| |
|
5. |
|
Getting Ready for the
End of All Things |
Added: November
01, 2008
Category: Sermon
Country: United
States
>
1 Peter 4. 7 - 8
7 But the end of all
things is at hand:
be ye therefore
sober, and watch
unto prayer. 8 And
above all things
have fervent charity
among yourselves:
for charity shall
cover the multitude
of sins. |
|
|
|
| |
| |
|
6. |
|
Jesus, Hope For A
Hurting World - Billy
Graham
|
Category:
Sermon
Country: United States |
|
|
|
|
| |
| |
|
7.
|
|
Billy Graham preaches in
Halifax, Nova Scotia
, in 1979 |
Category: Sermon
Country: United
States
Billy Graham preaches in
Halifax, Nova Scotia, in
1979 |
|
|
|
|
| |
| |
|
8. |
|
Jésus revient, beaucoup
ne seront pas enlevés |
Category: Sermon
Country: France
>
More Info
Fondateur de
l'association Enseigne
Moi, David Houstin est
webmaster bénévole et à
temps plein de plusieurs
sites chrétiens dont
www.enseignemoi.com,
www.houstin.info et
www.bethel-fr.com |
|
|
|
|
| |
| |
|
9. |
|
L'intelligence éclairée
- Jacques Vernaud |
Category: Sermon
Country: France
>
Esaïe 1. 2 -4
2. Cieux, écoutez!
terre, prête l'oreille! Car l'Éternel parle. J'ai nourri et
élevé des enfants, Mais ils se sont révoltés contre moi.
3 Le boeuf connaît son possesseur, Et l'âne la crèche de son
maître: Israël ne connaît rien, Mon peuple n'a point
d'intelligence.
4 Malheur à la nation pécheresse, au peuple chargé d'iniquités,
A la race des méchants, aux enfants corrompus! Ils ont abandonné
l'Éternel, ils ont méprisé le Saint d'Israël. Ils se sont
retirés en arrière... |
|
|
|
|
| |
| |
|
10.
|
|
The days of Elijah -
Paul Baloche (Music
Audio) |
Category: Music
Country: United States
Download:
Lyrics |
|
|
|
|
| |
| |
|
11. |
|
Vavaka - Hope For
Madagascar (Music Audio) |
Category: Music
Country: Madagascar |
|
|
|
|
| |
| |
|
12. |
|
Ianao Jesosy o - Hope
For Madagascar |
Category: Music
Country: Madagascar |
|
|
|
|
| |
| |
|
13. |
|
Hiran'ny Lanitra - VHF
Groupe (Music Audio) |
Category: Music
Country: Madagascar |
|
|
|
|
| |
| |
|
14.
|
|
Valim-bavaka - VHF Groupe (Music
Audio) |
Category: Music
Country: Madagascar |
|
|
|
|
| |
| |
|
15. |
|
Ankino - Bodo (Music
Audio) |
Category: Music
Country: Madagascar |
|
|
|
|
| |
| |
|
16. |
|
La Désobéissance
Attriste le Saint-Esprit |
Category: Sermon
Country: France
>
More Info
Joyce Meyer revient
sur la nécessité
d'avoir une vie
obéissante au
Saint-Esprit et à
avoir une foi
actives qui porte du
fruit. |
|
|
|
| |
| |
|
17. |
|
Arrêtez de penser à
vous-même |
Category: Sermon
Country: France
>
More Info
Dans l'émission "Jouissez de votre vie", Joyce Meyer exhorte le chrétien à cesser de penser à lui-même, mais de fixer les regards sur Dieu. |
|
|
|
| |
| |