1.

 

 

 

Fanambarana avy amin’ny vondrona mpino kristiana "HERIKO"
[+] See larger image


Added: September 27, 2009
Category:
Daily News/ Actualités christianisme
Country: Madagascar

Fanambarana avy amin’ny vondrona mpino kristiana "HERIKO", HEtsika ho an’ny Rariny Ijoroako amin’ny maha Kristiana Olom-pirenena
> Salamo 28.7

 
 

2.

"Ary hianareo an'i Kristy ..."
[+] See larger image


Added: April 07, 2009
Category:
Daily News/ Actualités christianisme
Country: Madagascar


Ka dia aza misy manao olona ho reharehany ; fa anareo ny zavatra rehetra : na Paoly, na Apolosy, na Kefasy, na izao tontolo izao,
> 1 Korintiana 3. 21 - 23

 
 

3.

 

 

 

Taratasy misokatra ho an’Andriamatoa Filoha
[+] See larger image


Added:
March 01, 2009
Category:
Daily News/ Revue de Presse
Country: Madagascar


Atolotra anao ary Andriamatoa Filoha ny haja ambony sy fiarahabana amin’izao nahazoanao amim-pomba ofisialy ny fahefana feno eto amin’ny firenena Malagasy izao. Ho an’Andriamanitra irery ihany kosa ny dera sy voninahitra mandrakizay.
 

4.

Crise: Résolution par Dieu si ...
[+] See larger image


Added:
February 23, 2009
Category:
Daily News/
Revue de Presse
Country: Madagascar


Que l'homme le veuille ou non, derrière les guerres, les dérèglements, les rivalités, les querelles, les jalousies, les animosités, etc., il y a l'invisible, le prince des ténèbres appelé Satan.

 
 

5.

 

 

 

Ireo fanomezampahasoavana miasa ao amin'ny Fiangonana
[+] See larger image

Added:
January 28, 2009
Category: Audio/ Sermon
Country: Madagascar


Ireo fanomezampahasoavana miasa ao amin'ny Fiangonana,
Pasitera Razafimanantsoa Edmond (Tonia FFPM)
 

6.

Ny tantaran'ny Fifohazana eto Madagasikara
[+] See larger image

Added:
January 28, 2009
Category:
Literature/ Article

Country: Madagascar


NY TANTARAN’NY FIFOHAZANA eto Madagasikara
(Notsongaina tamin'ny boky 'Tantaran'ny Fifohazana eto Madagasikara' nosoratan'i James Rabehatonina, Mpitandrina).

 
 

7.

Mana Isan'andro, i Korintiana 4. 14- 21
[+] See larger image

Added:
November 01, 2008
Category: Audio/ Sermon
Country: Madagascar


Tsy ny hahamenatra anareo anefa no anoratako izany zavatra izany, fa mananatra anareo toy ny zanako malalako aho. Fa na dia manana mpampianatra iray alina ao amin'i Kristy aza hianareo, dia tsy maro ray hianareo;
> 1 Korintiana 4. 14 - 21

 

 

8.

Recent Videos
[+] See larger image

Added:
November 01, 2008
Category: Video
Country: Madagascar


Our Mission: We exist to spread the gospel And bring every thought into captivity to the obedience of Christ, through the use of the internet and other media, as it is written: "Go therefore and make disciples of all nations" (Matthew 28. 19).

> More Info
 

9.

The Billy Graham Evangelistic Association (BGEA) 
[+] See larger image

Added:
November 01, 2008
Category: Evangelism & Missions
Country: United States

The Billy Graham Evangelistic Association (BGEA) exists to support and extend the evangelistic calling and ministries of Billy Graham and Franklin Graham by proclaiming the Gospel of Jesus Christ to all we can by every effective means available to us and by
equipping others to do the same.

 

10.

Ny Baiboly DIEM (Beta)


Added:
November 01, 2008
Category: Bible
Country: Madagascar


Testamenta Taloha sy Testamenta Vaovao miaraka amin'ny Boky Deoterokanonika na Apokrifa. Nadika avy tamin'ny teny hebreo sy grika ho amin'ny teny malagasy ofisialy ankehitriny.

Ny amin'ny zo hanao tonontsiahy avy amin'ny Baiboly DIEM.
> More Info